Josiah Celebrates the Passover

1. Moreover Josiah kept a passover unto the LORD in Jerusalem: and they killed the passover on the fourteenth day of the first month.
1. Josias célébra la Pâque en l`honneur de l`Éternel à Jérusalem, et l`on immola la Pâque le quatorzième jour du premier mois.
1. "Ary Josia koa dia nitandrina ny Paska tany Jerosalema ho an' i Jehovah; dia namono ny Paska ny olona tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany."
2. And he set the priests in their charges, and encouraged them to the service of the house of the LORD,
2. Il établit les sacrificateurs dans leurs fonctions, et les encouragea au service de la maison de l`Éternel.
2. Ary Josia nanendry ny mpisorona ho amin' ny anjara raharahany avy ka nampirisika azy hanao ny fanompoana ao an-tranon' i Jehovah.
3. And said unto the Levites that taught all Israel, which were holy unto the LORD, Put the holy ark in the house which Solomon the son of David king of Israel did build; it shall not be a burden upon your shoulders: serve now the LORD your God, and his people Israel,
3. "Il dit aux Lévites qui enseignaient tout Israël et qui étaient consacrés à l`Éternel: Placez l`arche sainte dans la maison qu`a bâtie Salomon, fils de David, roi d`Israël; vous n`avez plus à la porter sur l`épaule. Servez maintenant l`Éternel, votre Dieu, et son peuple d`Israël."
3. "Ary hoy izy tamin' ny Levita izay nampianatra ny Isiraely rehetra, izay efa masina ho an' i Jehovah: Apetraho ao an-trano nataon' i Solomona, zanak' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely ny fiara masina; tsy ho entana eo an-tsorokareo intsony izany, koa ankehitriny, manompoa an' i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Isiraely olony;"
4. And prepare yourselves by the houses of your fathers, after your courses, according to the writing of David king of Israel, and according to the writing of Solomon his son.
4. "Tenez-vous prêts, selon vos maisons paternelles, selon vos divisions, comme l`ont réglé par écrit David, roi d`Israël, et Salomon, son fils;"
4. Ary miomàna araka ny fianakavianareo avy ianareo, dia araka ny antokonareo, araka izay voasoratr' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely sy araka ny voasoratr' i Solomona zanany.
5. And stand in the holy place according to the divisions of the families of the fathers of your brethren the people, and after the division of the families of the Levites.
5. occupez vos places dans le sanctuaire, d`après les différentes maisons paternelles de vos frères les fils du peuple, et d`après la classification des maisons paternelles des Lévites.
5. Ary mitsangàna eo amin' ny fitoerana masina araka ny fizaran' ny fianakavian' ny rahalahinareo amin' ny vahoaka sy araka ny fizaran' ny fianakavian' ny Levita.
6. So kill the passover, and sanctify yourselves, and prepare your brethren, that they may do according to the word of the LORD by the hand of Moses.
6. Immolez la Pâque, sanctifiez-vous, et préparez-la pour vos frères, en vous conformant à la parole de l`Éternel prononcée par Moïse.
6. Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo, omàny ny rahalahinareo mba hanaovany araka ny tenin' i Jehovah izay nomeny an' i Mosesy.
7. And Josiah gave to the people, of the flock, lambs and kids, all for the passover offerings, for all that were present, to the number of thirty thousand, and three thousand bullocks: these were of the king's substance.
7. "Josias donna aux gens du peuple, à tous ceux qui se trouvaient là, des agneaux et des chevreaux au nombre de trente mille, le tout pour la Pâque, et trois mille boeufs; cela fut pris sur les biens du roi."
7. "Ary nanomezan' i Josia ny vahoaka rehetra izay vory teo ny biby fiompiny, dia zanak' ondry sy zanak' osy, dia fanatitra ho an' ny Paska ireo rehetra ireo, ho an' ireo rehetra nanatrika, telo alina no isany, sy omby telo arivo; avy tamin' ny fananan' ny mpanjaka ireo."
8. And his princes gave willingly unto the people, to the priests, and to the Levites: Hilkiah and Zechariah and Jehiel, rulers of the house of God, gave unto the priests for the passover offerings two thousand and six hundred small cattle, and three hundred oxen.
8. Ses chefs firent de bon gré un présent au peuple, aux sacrificateurs et aux Lévites. Hilkija, Zacharie, et Jehiel, princes de la maison de Dieu, donnèrent aux sacrificateurs pour la Pâque deux mille six cents agneaux et trois cents boeufs.
8. Ary ireo mpanapany nanome an-tsitrapo ho an' ny olona sy ho an' ny mpisorona sy ny Levita. Ary Hilkia sy Zakaria sy Jehiela, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra nanome zanak' omby eninjato amby roa arivo ho an' ny mpisorona hatao fanatitra ho an' ny Paska ary omby telonjato.
9. Conaniah also, and Shemaiah and Nethaneel, his brethren, and Hashabiah and Jeiel and Jozabad, chief of the Levites, gave unto the Levites for passover offerings five thousand small cattle, and five hundred oxen.
9. Conania, Schemaeja et Nethaneel, ses frères, Haschabia, Jeïel et Jozabad, chefs des Lévites, donnèrent aux Lévites pour la Pâque cinq mille agneaux et cinq cents boeufs.
9. Ary Konania koa sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben' ny Levita nanome ho an' ny Levita, ho fanatitra ho an' ny Paska, zanak' omby dimy arivo ary omby dimanjato.
10. So the service was prepared, and the priests stood in their place, and the Levites in their courses, according to the king's commandment.
10. Le service s`organisa, et les sacrificateurs et les Lévites occupèrent leur place, selon leurs divisions, d`après l`ordre du roi.
10. Koa dia vonona ny fanompoana, ary ny mpisorona nitsangana teo amin' ny fitoerany avy, ary ny Levita araka ny antokony avy, araka ny didin' ny mpanjaka.
11. And they killed the passover, and the priests sprinkled the blood from their hands, and the Levites flayed them.
11. "Ils immolèrent la Pâque; les sacrificateurs répandirent le sang qu`ils recevaient de la main des Lévites, et les Lévites dépouillèrent les victimes."
11. Dia novonoin' ny olona ny Paska, ary natopin' ny mpisorona ny rà teny an-tanany, dia vao nohodiran' ny Levita kosa.
12. And they removed the burnt offerings, that they might give according to the divisions of the families of the people, to offer unto the LORD, as it is written in the book of Moses. And so did they with the oxen.
12. "Ils mirent à part les holocaustes pour les donner aux différentes maisons paternelles des gens du peuple, afin qu`ils les offrissent à l`Éternel, comme il est écrit dans le livre de Moïse; et de même pour les boeufs."
12. Ary natokany ny fanatitra dorana homeny ny olona araka ny fizaran' ny fianakaviany mba hateriny ho an' i Jehovah araka izay voasoratra ao amin' ny bokin' i Mosesy. Ary toy izany koa no nataony tamin' ny omby.
13. And they roasted the passover with fire according to the ordinance: but the other holy offerings sod they in pots, and in caldrons, and in pans, and divided them speedily among all the people.
13. "Ils firent cuire la Pâque au feu, selon l`ordonnance, et ils firent cuire les choses saintes dans des chaudières, des chaudrons et des poêles; et ils s`empressèrent de les distribuer à tout le peuple."
13. Ary natsatsiny tamin' ny afo ny Paska araka ny lalàna, fa ny fanatitra masina hafa kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary kasiteronina, dia nozarainy faingana tamin' ny olona rehetra izany.
14. And afterward they made ready for themselves, and for the priests: because the priests the sons of Aaron were busied in offering of burnt offerings and the fat until night; therefore the Levites prepared for themselves, and for the priests the sons of Aaron.
14. "Ensuite ils préparèrent ce qui était pour eux et pour les sacrificateurs, car les sacrificateurs, fils d`Aaron, furent occupés jusqu`à la nuit à offrir les holocaustes et les graisses; c`est pourquoi les Lévites préparèrent pour eux et pour les sacrificateurs, fils d`Aaron."
14. "Ary rehefa afaka izany, dia namboatra ho an' ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak' i Arona, dia sahirana nanolotra ny fanatitra dorana sy ny saborany mandra-pahalin' ny andro; koa ny Levita no namboatra ny Paska ho an' ny tenany sy ny mpisorona taranak' i Arona."
15. And the singers the sons of Asaph were in their place, according to the commandment of David, and Asaph, and Heman, and Jeduthun the king's seer; and the porters waited at every gate; they might not depart from their service; for their brethren the Levites prepared for them.
15. "Les chantres, fils d`Asaph, étaient à leur place, selon l`ordre de David, d`Asaph, d`Héman, et de Jeduthun le voyant du roi, et les portiers étaient à chaque porte; ils n`eurent pas à se détourner de leur office, car leurs frères les Lévites préparèrent ce qui était pour eux."
15. "Ary ny mpihira taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan' ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin' ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin' ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy."
16. So all the service of the LORD was prepared the same day, to keep the passover, and to offer burnt offerings upon the altar of the LORD, according to the commandment of king Josiah.
16. Ainsi fut organisé ce jour-là tout le service de l`Éternel pour faire la Pâque et pour offrir des holocaustes sur l`autel de l`Éternel, d`après l`ordre du roi Josias.
16. Ary dia vonona androtrizay avokoa ny fanompoana rehetra ho an' i Jehovah amin' ny fitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin' ny alitaran' i Jehovah araka ny didin' i Josia mpanjaka.
17. And the children of Israel that were present kept the passover at that time, and the feast of unleavened bread seven days.
17. Les enfants d`Israël qui se trouvaient là célébrèrent la Pâque en ce temps et la fête des pains sans levain pendant sept jours.
17. Ary ny Zanak' Isiraely izay vory teo dia nitandrina ny Paska tamin' izany fotoana izany sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy lalivay.
18. And there was no passover like to that kept in Israel from the days of Samuel the prophet; neither did all the kings of Israel keep such a passover as Josiah kept, and the priests, and the Levites, and all Judah and Israel that were present, and the inhabitants of Jerusalem.
18. "Aucune Pâque pareille à celle-là n`avait été célébrée en Israël depuis les jours de Samuel le prophète; et aucun des rois d`Israël n`avait célébré une Pâque pareille à celle que célébrèrent Josias, les sacrificateurs et les Lévites, tout Juda et Israël qui s`y trouvaient, et les habitants de Jérusalem."
18. "Ary tsy nisy Paska notandremana toy izany teo amin' ny Isiraely hatramin' ny andron' i Samoela mpaminany; ary tsy nisy mpanjaka teo amin' ny Isiraely nitandrina ny Paska tahaka ny nitandreman' i Josia azy, sy ny mpisorona sy ny Levita sy ny Joda rehetra sy ny Isiraely izay vory teo ary ny mponina tany Jerosalema."
19. In the eighteenth year of the reign of Josiah was this passover kept.
19. Ce fut la dix-huitième année du règne de Josias que cette Pâque fut célébrée.
19. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Josia no nitandremana izany Paska izany.

The Death of Josiah

20. After all this, when Josiah had prepared the temple, Necho king of Egypt came up to fight against Charchemish by Euphrates: and Josiah went out against him.
20. "Après tout cela, après que Josias eut réparé la maison de l`Éternel, Néco, roi d`Égypte, monta pour combattre à Carkemisch sur l`Euphrate. Josias marcha à sa rencontre;"
20. "Ary rehefa afaka izany rehetra izany, nony efa namboarin' i Josia ny tempoly, dia niakatra Neko, mpanjakan' i Egypta, hiady tany Karkemisy eo amoron' i Eofrata; ary Josia nivoaka hiady aminy."
21. But he sent ambassadors to him, saying, What have I to do with thee, thou king of Judah? I come not against thee this day, but against the house wherewith I have war: for God commanded me to make haste: forbear thee from meddling with God, who is with me, that he destroy thee not.
21. "et Néco lui envoya des messagers pour dire: Qu`y a-t-il entre moi et toi, roi de Juda? Ce n`est pas contre toi que je viens aujourd`hui; c`est contre une maison avec laquelle je suis en guerre. Et Dieu m`a dit de me hâter. Ne t`oppose pas à Dieu, qui est avec moi, de peur qu`il ne te détruise."
21. Fa Neko nandefa iraka ho any aminy nanao hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao, ry mpanjakan' ny Joda? Tsy ady aminao izao anio izao, fa amin' ny fahavaloko, sady nasain' Andriamanitra handeha faingana aho, koa aza manohitra an' Andriamanitra Izay momba ahy, fandrao matiny ianao.
22. Nevertheless Josiah would not turn his face from him, but disguised himself, that he might fight with him, and hearkened not unto the words of Necho from the mouth of God, and came to fight in the valley of Megiddo.
22. Mais Josias ne se détourna point de lui, et il se déguisa pour l`attaquer, sans écouter les paroles de Néco, qui venaient de la bouche de Dieu. Il s`avança pour combattre dans la vallée de Meguiddo.
22. Fa Josia tsy nety nihodina niala taminy fa nody olon-kafa mba hiady taminy ka tsy nety nihaino ny tenin' i Neko, izay nampilazain' Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy teo amin' ny lohasahan' i Megido.
23. And the archers shot at king Josiah; and the king said to his servants, Have me away; for I am sore wounded.
23. Les archers tirèrent sur le roi Josias, et le roi dit à ses serviteurs: Emportez-moi, car je suis gravement blessé.
23. "Ary ny mpandefa tsipìka nahavoa an' i Josia mpanjaka; dia hoy ny mpanjaka tamin' ny mpanompony: Ento miala eto aho fa maratra mafy."
24. His servants therefore took him out of that chariot, and put him in the second chariot that he had; and they brought him to Jerusalem, and he died, and was buried in one of the sepulchres of his fathers. And all Judah and Jerusalem mourned for Josiah.
24. Ses serviteurs l`emportèrent du char, le mirent dans un second char qui était à lui, et l`amenèrent à Jérusalem. Il mourut, et fut enterré dans le sépulcre de ses pères. Tout Juda et Jérusalem pleurèrent Josias.
24. "Dia nesorin' ny mpanompony tamin' izany kalesy izany izy, ka napetrany teo amin' ny kalesiny faharoa ary nentiny ho any Jerosalema; dia maty izy ka nalevina tao amin' ny iray amin' ny fasan-drazany. Ary ny Joda sy Jerosalema rehetra nisaona an' i Josia."
25. And Jeremiah lamented for Josiah: and all the singing men and the singing women spake of Josiah in their lamentations to this day, and made them an ordinance in Israel: and, behold, they are written in the lamentations.
25. "Jérémie fit une complainte sur Josias; tous les chanteurs et toutes les chanteuses ont parlé de Josias dans leurs complaintes jusqu`à ce jour, et en ont établi la coutume en Israël. Ces chants sont écrits dans les Complaintes."
25. "Ary Jeremia dia nitomany an' i Josia; ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia nilaza ny amin' i Josia ao amin' ny fitomaniany mandraka androany, ka natao lalàna teo amin' ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny fitomaniana izany."
26. Now the rest of the acts of Josiah, and his goodness, according to that which was written in the law of the LORD,
26. Le reste des actions de Josias, et ses oeuvres de piété, telles que les prescrit la loi de l`Éternel,
26. Koa ny asan' i Josia sisa mbamin' ny soa nataony, araka izay efa voasoratra ao amin' ny lalàn' i Jehovah,
27. And his deeds, first and last, behold, they are written in the book of the kings of Israel and Judah.
27. ses premières et ses dernières actions, cela est écrit dans le livre des rois d`Israël et de Juda.
27. Ary ny asany voalohany sy ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny Joda ireo.
<
>